tkg_mrk_text_reg/11/13.txt

1 line
420 B
Plaintext

\v 13 Ary i Jesosy nahita hazon'aviavy nitsiry lavidavitry tegny sady nidoroboky gne raviny,nagnato teo akaiky teo izy nagnety raha mamoa na tsy misy voany ity hazo ity, kaiky tsy nisy na iono na iona ity aviavy ty afa tsy gne raviny satria mbola tsy fotoa famohany tamin'io fotoa io.\v 14 Hoy i Jesosy tamin'izay: "Tsy misy olo ihina gne voa avy aminao tsana ,da oetinao maty evao! " Rèn'gne mpianatry iza zaka izany.