tkg_mrk_text_reg/11/07.txt

1 line
537 B
Plaintext

\v 7 Rehefa nandeha in-dreo, ary noetin-dreo rohy lahy gne zanak'ampondra da nomeny an'i Jesosy ,ary nalafikiny teo ambon'gn' ampondra gne lambany ka nipitihany mandra-pahaviny agny. \v 8 Tegny an-dala anefa , maro gn'olo namelatry gne lambany ary gne sasany nametraky piripiky izay nindesiny tagny atonda. Maro gn'olo mandeha na taloha na tafara ka nikoikoiky mafy an'i Jesosy nagnano hoe: \v 9 "Hosana! Derao gne Zagnhary ame alalan'i Jesosy.\v 10 Derao gne zanak'i Davida iabatsika! Hosana ho an'gne avo indrindra an-dagnitry agny! "