tkg_mrk_text_reg/10/38.txt

1 line
513 B
Plaintext

\v 38 Fa Jesosy namaly endreo hoe:"Tsy fantatrareo gneraha angatahianareo. Enareo me afaka misotro ame kapôky avy nindranomako na hiaritry hamboary batisa ame hagnamboara batisa Enahy?" \v 39 Hoy indreo Tamanazy hoe:" Vitanay izany." Nizaka tamindreo i Jesosy hoe: " Nge kalisy izay hindranomako, da hindranomanareo, da ame hagnamboara batisa Enahy gnehambora batisa anareo koa.\v 40 Fa gne midoboky eo ame tagna akavanako na ame akaviako kosa da tsy miankigny Aminahy, fa izany hondreo nagnomagna enazy izany."