tkg_mrk_text_reg/10/01.txt

1 line
523 B
Plaintext

\v 1 Niala tamin'izanytoerana izany da nandeha tame faritry Jodia sy tagny ame faritry ambanin'e reniranon'ny Jordana, da nandeha koa tame vahoaky, Da araky gne mahazatry Enazy,da mampianatry endreo izy. \v 2 Da nagnotany Enazy gne Fariseo mba itsapa Enazy da nagntany hoe: "Aradalagny ho ane lehilahy avao gne misaraky ame vadiny? \v 3 Da namaly izy hoe: " Ino gne nibekoan'i Mosesy anareo?"\v 4 Da hoy indreo hoe: I Mosesy da nagnome alalagny e lehilahy raiky ame fisaraham-panambadia sady mandroaky anazy avy eo.