tkg_mrk_text_reg/09/33.txt

1 line
419 B
Plaintext

\v 33 Rehefa avy teo da tonga tao Kapernaomy indreo. Rehefa avy niditry tao andragno Izy da nagnontany enazy indreo oe: " ino e raha nifampizakandreo tandala ?". \v 34 Fa nisihy indreo satria efa niady hevitry tandala gname tena zakabe. \v 35 Nodoboky, da nangaiky endreo roambinifolo lah niaraky Izy ary da nizaka tamindreo: " raha misy ta ho voalohany da tsy maintsy farany ame rehetra ary da ho mpanompone daolobe."