tkg_mrk_text_reg/08/27.txt

1 line
317 B
Plaintext

\v 27 Nandeha nijotso i Jesosy sy e mpianatrin'ny agny ame tanan'i Kaisaria Filipo. Egny an-dala da nagnotan'ny andreo mpianatrin'izy hoe : '' Hoanin'olo ho aia iaha sa?'' \v 28 Namaly anazy indreo ka nizaka hoe : '' Jaona mpagnano batisa. E! Hafaka mizaka hoe : '' Elia, ary e hafa hoe : raiky aminareo mpaminagny.''