tkg_mrk_text_reg/07/36.txt

1 line
302 B
Plaintext

\v 36 Noraràn'i Jesosy mafy da mafy indreo mba tsy hizakazaka na ino na ino. Kanefa vao maiky nagnely gne lazan'i Jesosy ireo ndre da efa norarà mafy aza. \v 37 kaperatry tamin'izany gn'olo ka vaky zaka hoe: " Ainao sady efanao gne raha aby. Nampizaka gne moa ary da naniano mahare koa gne marègny".