tkg_mrk_text_reg/07/11.txt

1 line
393 B
Plaintext

\v 11 Kanefa hoy anareo mizaka hoe : " Raha misy lehilahy mizaka an'i abany sy endriny hoe ndre ino na ino tianareo ho azo amina da efa korbana (na hoe efa nomen'Andremanitra ) mialoha\v 12 da tsy ho ekenareo agnano na ino amin'ny abany amin'i endriny hoe izy. \v 13 Noho izany nofagnanareo gne zakan'Andremanitry oho nge fombandrazanareo. Ary da maro gne raha mitovy amin'izany nataonareo. "