tkg_mrk_text_reg/07/06.txt

1 line
313 B
Plaintext

\v 6 Da hoy i Jesosy namaly: " efa fantatr' i Isaia tamè faminaniany gne momba anareo mpitsaravelatsihy". hoy izy tam'izany "misy vahoaka magnaza anà amin' gne molotry , fa gne fony lavitry anà. \v 7 Rava gne fivavaha homen-dreo anà raha mampianatry gne didy na gne fitsipiky maha olo ho fampianaragny indreo.