tkg_mrk_text_reg/06/26.txt

1 line
525 B
Plaintext

\v 26 Na da nampalahelo mafy e mpanjaka aza izany,da tsy afaka nandà e fangatahany izy nohon'e vava nataony sady mahamegnatry enazy tame vahiny nasainy tame finana. \v 27 Noho izany da nandidy miaramila raiky avy ame mpiamby izy sady nandidy hinday e lohany Jaona aminazy eo. Lasa e mpiamby sady nanapaky e lohany tandragno minjy. \v 28 Nentiny tame lasety e lohany sady nomeny any raviavy, da i raviavy nanolotry tame endriny. \v 29 Rehefa naharé anio e mpianatriny, avy hindreo nangala e raza sady nametraky enazy tapasa.