tkg_mrk_text_reg/06/21.txt

1 line
390 B
Plaintext

\v 21 Avy eo nisy iriky tame fitsigneren'e taony nahaterahan'i Heroda ka nagnano fagnasa hoandreo lehibeny izy, miaraky ame mpadidy enazy ary e mpitariky an'i Galilia.\v 22 Niditry efitrano fagnasa e zanaky vavin'i Herodiasy sady nandihy ho enazy, ka naravoravo an'i Heroda miaraka ame vahiny nasainy izy. Hoy e mpanjaka tame io viavy io: ''angatao amina izay rehetra tianao, omeko anao''.