tkg_mrk_text_reg/06/16.txt

1 line
257 B
Plaintext

\v 16 Rehefa nahare an'io heroda da hoy izy hoe: i jaona, notapahiko loha, nitsanga tame maty. \v 17 ''Fa heroda e nampisambotry an'i jaona da nandefa anazy tame tragnomizy nohon'ny e raharaha herodiasy(vadin'i filipo rahalahany), satria novadiny rahaviavy.