tkg_mrk_text_reg/06/10.txt

1 line
286 B
Plaintext

\v 10 Hoy izy tamindreo: Na ovia na ovia anareo miditry ame tragno raiky,da mitoera vao mandra-pelanareo hagny.\v 11 Raha misy tanà tsy mandray anareo na miteno anareo, rehefa miala amin'io toera io anareo, da hahintsagno ame tombokareo e vovoky mba ho fijoroa vavolombelo amindreo.''