tkg_mrk_text_reg/05/41.txt

1 line
373 B
Plaintext

\v 41 Nofetsainy gne tagnan'ilay zaza ary nizaka taminazy hoe:" Talita, Komy !" izay adika hoe "Ry zazavavy, mizaka aminao Iaho, mitsangàna". \v 42 Tonga da nitsanga ilay zazavavy ary nandeha (satria roy ambiny folo taogny izy). Gaga be aby indreo. \v 43 Nandrara mafy indreo izy mba tsy hisy na ia na ia hahafantatry gne mikasiky enizao. Avy teo nomeny sakafo razazavavy.