tkg_mrk_text_reg/05/18.txt

1 line
408 B
Plaintext

\v 18 Ra hipitiky tamè sambokidy izy da nengavy gne lelah nidirane demony ba hiray aminazy. \v 19 Kanefa tsy neken'i Jesosy, ka nozakainy hoe " miveregna andragnonareo sy amè fianakavianao ary koragno amindreo gne namboarin'i Tompo sy gne namindrany fo taminao". \v 20 Da lasa nody izy ary nanomboky nagnambara gne raha zakabe nozakain'i Jesosy taminazy tagny Dekapolisy ary da nangakaky gne be sy ny maro.