tkg_mrk_text_reg/04/26.txt

1 line
437 B
Plaintext

\v 26Ary hoy Izy koa hoe : '' Gne Fanjakan'Andriamanitry da mitovy ame gn'olo raiky mamafy e voany ame tany. \v 27 Matory izy amin'ny ariva ary mifoa ame marandray,ary e voa moa da naniry tsara, fa tsy fantany hoe akoingaia. \v 28 Gne tany da mamokatry ame tegnany avao : volohany gne rantsany, avy eo e taony, avy teo e voa antitry ame taony. \v 29 Ka raha antitry e voa da avy hatrany izy da handefa fihila, fa efa avy e fotoa fihila.