tkg_mrk_text_reg/04/10.txt

1 line
465 B
Plaintext

\v 10 Reha i Jesosy raiky, da nagnotany Enazy momba io fagnoara io indreo akeky enazy sy gne mpianatry roambonifolo. \v 11 Hoy Izy tam'indreo hoe : '' Ho anareo e nagnomeza e raha mifinin' e fanjakan' Andriamanitry. Fa ho andreo ambadika da fagnoara avao, \v 12 mba ame fotoa agnitendreo, eka agnety indreo, fa tsy ahita, ary mba ame fotoa hitenomandreo,eka ahare indreo, nefa tsy hafatatry izany, na koa ra hiodina indreo da hamindra fo amin-dreo Andriamanitry.''