tkg_mrk_text_reg/02/15.txt

1 line
332 B
Plaintext

\v 15 Nihina tamindry Levy i Jesosy,izy ame mpamori-hetra sy gne olo mpanota maro miaraky ame mpianatriny,sady maro gne tagnaraky Anazy. \v 16 Hoy gne fariseo, izy ame mpanora-dalagna raha nahita an'i Jesosy niara-nihina tame mpanota, izy ame mpamory hetra se: ''Nagnino mampiara-koma anazy ame mpamory hetra, izy ame olo mpanota?''