tkg_mrk_text_reg/01/43.txt

1 line
276 B
Plaintext

\v 43 Nampitandrigny mafy an'azy i Jesosy, ary nandefa anazy. \v 44 Hoy izy taminy" tandremo tsy hizaka na amin'iza na iza enao, fa mandiana, abohay ame mpisorogne tegnanao, ary magnambohara fagnatritry nony fadiovana araky gne zakan'i Mosesy, mba ho vavolombelogne ho andreo.