tkg_mrk_text_reg/01/40.txt

1 line
313 B
Plaintext

\v 40 Nisy boka raiky nagnato anazy. Nitaraigny aminazy; nandohaliky teo aminazy ary nizaka aminazy nagnano hoe: " Ra sitrakao da diovy aho. \v 41 " Nalahelo, sady nametra tagna taminazy I Jesosy ary nikasika anazy, nizaka nagnano hoe: "sitrako, misitrà anao. " \v 42 Niala taminazy Gn' abokà Ary da nadio izy.