tkg_mrk_text_reg/01/35.txt

1 line
263 B
Plaintext

\v 35 Nifoha mandraigny be izy, ra mbola mizy gn' andro, niala teo izy ka nandeha tame toeragny mitokagny ary teo izy gne nivavaky. \v 36 Nitady anazy i Simona sy gne namany niaraky taminazy.\v 37 Nahita anazy indreo ary nizaka hoe" mitadia anao gne lolvahoaka."