tkg_mrk_text_reg/01/32.txt

1 line
320 B
Plaintext

\v 32 Tamin'io aligny io, tafaran' gne nilitean' gne masandro, nentindreo teo am' Jesosy aby gne nanary sy gne misy devoly. \v 33 Avy Maro tamè varangara aby gnolo aby teo amè tanà. \v 34 Nagnasitragny gn' aretin'gn'olo maro sy nandroaky devoly; Ary da tsy naveleny nizaka izany Satana izany satria nieky gne heriny.