tkg_mrk_text_reg/01/29.txt

1 line
358 B
Plaintext

\v 29 Ra avy nizotso gne synagoga, da avy ame tragnon'i Simona sy Andre indreo, niaraky amin'i Jakoba sy Jaona.\v 30 Ary gne rafozam-bavin'i Simona matory voane tazo,ka nizakandreo an'i Jesosy gne momba anazy. \v 31 Da nagnatogny izy, da nandray gne tagnany, ary nampifoa anazy; da afaky gne tazony, da avy teo nanomboky nanompo anazy agnaby indreo tao.