tkg_mrk_text_reg/01/16.txt

1 line
297 B
Plaintext

\v 16 Raha nandeha tam' amoron- dranomasin' i Galilia izy, da nahita an'i Simona sy Andrea ralahan'i Simona nagnarato. Satria pagnarato gnasany. \v 17 Hoy Jesosy tamindreo hoe: "magnaraha ana, fa aniko mpagnarato olona anareo. \v 18 "Eo eo avao da napetrany gnaratony ary nagnaraky anazy indreo.