auto save

This commit is contained in:
MAD133 2020-01-16 03:22:54 -05:00 committed by root
parent 899e543ab4
commit ee1d5bce3c
13 changed files with 13 additions and 13 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Rehefa izany, gne Fariseo sy gne Mpanoradalana nametraky fagnotania tamin'i Jesosy. Hoy reo: "Fa nagnino gne mpianatrao tsy magnaraky gne fombandreo lohologny fa mihina ame tagna maloto".
\v 5 Rehefa izany, gne Fariseo sy gne Mpanoradalana nametraky fagnotania tamin'i Jesosy. Hoy reo: "Fa nagnino gne mpianatrao tsy magnaraky gne fombandreo lohologny fa mihina ame tagna maloto".

View File

@ -1 +1 @@
Da hoy i Jesosy namaly" efa fantatr' i Isaia tanie faminaniany gne momba anareo mpitsaravelatsihy". hoy izy tam'izany "misy vahoaka magnaza anah amin'e molotry , fa gne fony lavitry anah. "Rava gne fivavaha homen-dreo anah raha mampianatry gne didy na gne fitsipiky maha olo ho fampianaragny indreo.
\v 6 \v 7 Da hoy i Jesosy namaly" efa fantatr' i Isaia tanie faminaniany gne momba anareo mpitsaravelatsihy". hoy izy tam'izany "misy vahoaka magnaza anah amin'e molotry , fa gne fony lavitry anah. "Rava gne fivavaha homen-dreo anah raha mampianatry gne didy na gne fitsipiky maha olo ho fampianaragny indreo.

View File

@ -1 +1 @@
Apetrainareo gne didin'Andremanitry ka tazomo mafy gne fomban'olombelo" . Ary da mbola nagnamafy iJesosy tamindreo hoe : Akory gne fagnarianareo gne didin'Andremanitry mba hagnazanareo gne fomban-drazanareo ! Da hoy Mosesy namaly hoe: " hajao i abanareo amy endrenina ary izay magnopa an'i abany sy endriny da ho faty izy. "
\v 8 \v 9 \v 10 Apetrainareo gne didin'Andremanitry ka tazomo mafy gne fomban'olombelo" . Ary da mbola nagnamafy iJesosy tamindreo hoe : Akory gne fagnarianareo gne didin'Andremanitry mba hagnazanareo gne fomban-drazanareo ! Da hoy Mosesy namaly hoe: " hajao i abanareo amy endrenina ary izay magnopa an'i abany sy endriny da ho faty izy. "

View File

@ -1 +1 @@
Kanefa hoy anareo mizaka hoe : " Raha misy lehilahy mizaka an'i abany sy endriny hoe ndre ino na ino tianareo ho azo amina da efa korbana na hoe efa nomen'Andremanitra mialoha da tsy ho ekenareo agnano na ino amin'ny abany amin'i endriny hoe izy. Noho izany, nofagnanareo gne zakan'Andremanitry oho nge fombandrazanareo. Ary da maro gne raha mitovy amin'izany nataonareo
\v 11 \v 12 \v 13 Kanefa hoy anareo mizaka hoe : " Raha misy lehilahy mizaka an'i abany sy endriny hoe ndre ino na ino tianareo ho azo amina da efa korbana na hoe efa nomen'Andremanitra mialoha da tsy ho ekenareo agnano na ino amin'ny abany amin'i endriny hoe izy. Noho izany, nofagnanareo gne zakan'Andremanitry oho nge fombandrazanareo. Ary da maro gne raha mitovy amin'izany nataonareo

View File

@ -1 +1 @@
Da mbola nangaiky fagnindroany gne vahoaka i Mosesy ka nizaka hoe : Mitenoma ana aby anareo ary fantaro gneraha rohoniko. Tsy misy loto avy ambadiky afaky mamdoto olo ndre da miditry ao agnatin'olo. Fa e tena marigny, izay mizotso avy agnat'olo gne matetiky mandoto azy. "[ fa gne fandika tsara inddrindra da tsy mandika gne andininy faha 16. Fa raha misy marea sofy iaianoa, aoka izy iteno ].
\v 14 \v 15 \v 16 Da mbola nangaiky fagnindroany gne vahoaka i Mosesy ka nizaka hoe : Mitenoma ana aby anareo ary fantaro gneraha rohoniko. Tsy misy loto avy ambadiky afaky mamdoto olo ndre da miditry ao agnatin'olo. Fa e tena marigny, izay mizotso avy agnat'olo gne matetiky mandoto azy. "[ fa gne fandika tsara inddrindra da tsy mandika gne andininy faha 16. Fa raha misy marea sofy iaianoa, aoka izy iteno ].

View File

@ -1 +1 @@
Rehefa niala teo ame vahoaky i Jesosy, da nagnotany gne mpianatriny rehefa nitsoky andragno izy mikasiky gne fagnohara nampiasainy tagny am-boalohany. Da hoy i Jesosy namaly hoe : " da mbola bado tsy avao anareo? Tsy fantatrareo fa izay miditry agnatin'olo avy iveleny da tsy hapalato azy mihintsy satria tsy ame fony gne hidiran'izany fa ame trokony ka mizotso ame fangiriany? Izany gne fagnambaran'i Jesosy iazany gne nahatonga gne sakafo rehetra nadio.
\v 17 \v 18 \v 19 Rehefa niala teo ame vahoaky i Jesosy, da nagnotany gne mpianatriny rehefa nitsoky andragno izy mikasiky gne fagnohara nampiasainy tagny am-boalohany. Da hoy i Jesosy namaly hoe : " da mbola bado tsy avao anareo? Tsy fantatrareo fa izay miditry agnatin'olo avy iveleny da tsy hapalato azy mihintsy satria tsy ame fony gne hidiran'izany fa ame trokony ka mizotso ame fangiriany? Izany gne fagnambaran'i Jesosy iazany gne nahatonga gne sakafo rehetra nadio.

View File

@ -1 +1 @@
Da hoy izy avy eo : " Izay mizotso avy aoagnaty gne mandoto gn'olo" Gne tisvadivady,gne akotry ,gne famonoa, gne fivarotatategna,gne fangiria ,................... olo ,gne fengoa ,gne felogna ,gn'avandesa, gne avognavo ,gne amola da avy agnatin'olo aby avy da tena avy ampony ,izay avy ame saindrasy .Izay aby gne loto mijotso avy agnatin'olo ka mandoto anazy.
\v 20 \v 21 \v 22 \v 23 Da hoy izy avy eo : " Izay mizotso avy aoagnaty gne mandoto gn'olo" Gne tisvadivady,gne akotry ,gne famonoa, gne fivarotatategna,gne fangiria ,................... olo ,gne fengoa ,gne felogna ,gn'avandesa, gne avognavo ,gne amola da avy agnatin'olo aby avy da tena avy ampony ,izay avy ame saindrasy .Izay aby gne loto mijotso avy agnatin'olo ka mandoto anazy.

View File

@ -1 +1 @@
Raha vita izany , da niala teo i Jesosy ka namndeha nitety gne faritry Tyroy sy Sidona. Tafaranizay ,da nisy viavy avy teo nahare fa avy i Jesosy, ka nitondra gne zanany viavy nidiran'e devoly,rehefa avy teo izy da nandohalikyteo ame tongotry Jesosy . Fantany tsara fa Grika io viavy io, Syro Syyro-foiniko gne tany feviany. Arak'izay da nangataky tamin'i Jesosy ity viavy ity mba havoky Demony gne zanany viavy.
\v 24 \v 25 \v 26 Raha vita izany , da niala teo i Jesosy ka namndeha nitety gne faritry Tyroy sy Sidona. Tafaranizay ,da nisy viavy avy teo nahare fa avy i Jesosy, ka nitondra gne zanany viavy nidiran'e devoly,rehefa avy teo izy da nandohalikyteo ame tongotry Jesosy . Fantany tsara fa Grika io viavy io, Syro Syyro-foiniko gne tany feviany. Arak'izay da nangataky tamin'i Jesosy ity viavy ity mba havoky Demony gne zanany viavy.

View File

@ -1 +1 @@
Hoy i Jesosy namaly tamin'io viavy io hoe: " Omeo sakafo aloha gne zaza satria fady gne mangala gne mofon-daja ka magnome izany ho ane gn'amboa. " Kanefa namaky an'i Jesosy ity viavy ity nizaka hoe "Tompo o,ekeko gne zakanao, kanefa ndre gn'amboa aza da mboa mihina gne poti-mofo daza ao ambany latabatry .
\v 27 \v 28 Hoy i Jesosy namaly tamin'io viavy io hoe: " Omeo sakafo aloha gne zaza satria fady gne mangala gne mofon-daja ka magnome izany ho ane gn'amboa. " Kanefa namaky an'i Jesosy ity viavy ity nizaka hoe "Tompo o,ekeko gne zakanao, kanefa ndre gn'amboa aza da mboa mihina gne poti-mofo daza ao ambany latabatry .

View File

@ -1 +1 @@
Da hoy i Jesosy taminy raviavy " Noho izany zakanao izany, mandehana mandeha faefa niala tamy gne zanakao gne demony . " Ary rehefa niverignytagny aminazy raviavy da nahita gne zanany natory teo ambony kitsara izay efa tsy misy demony koa.
\v 29 \v 30 Da hoy i Jesosy taminy raviavy " Noho izany zakanao izany, mandehana mandeha faefa niala tamy gne zanakao gne demony . " Ary rehefa niverignytagny aminazy raviavy da nahita gne zanany natory teo ambony kitsara izay efa tsy misy demony koa.

View File

@ -1 +1 @@
Rehefa vita zay da, niala tao Tyro i Jesosy ka namakivaky gne faritry Sidona, nandalo gne sisinn'taniny Galilia ary avy eo niakatry nitety gne faritry ny Dekapolisy. Tafaran'izany , nisy olo raiky noetimdreo teo akatrefan'i Jesosy ary nangatahandreo mafy da mafy tamin'azy mba hametraha tagna satria maregny sady moa .
\v 31 \v 32 Rehefa vita zay da, niala tao Tyro i Jesosy ka namakivaky gne faritry Sidona, nandalo gne sisinn'taniny Galilia ary avy eo niakatry nitety gne faritry ny Dekapolisy. Tafaran'izany , nisy olo raiky noetimdreo teo akatrefan'i Jesosy ary nangatahandreo mafy da mafy tamin'azy mba hametraha tagna satria maregny sady moa .

View File

@ -1,2 +1,2 @@
Tamin'izany , noentin'i Jesosy nijotso niala gne olo maro ity lehilahy ity ary nametrahany gne rambo-tagnany ame sofiny , raha avy nandrora ity lehilahy ity , da nokitihiny gne faritry teo ame lelany .
\v 33 \v 34 \v 35 Tamin'izany , noentin'i Jesosy nijotso niala gne olo maro ity lehilahy ity ary nametrahany gne rambo-tagnany ame sofiny , raha avy nandrora ity lehilahy ity , da nokitihiny gne faritry teo ame lelany .
Raha vita izany da niandra gne lagnitry i Jesosy nitalao tame Zagnahary nizaka hoe "Efata" na hoe "maladia " Tselasela teo , sitragny gne sofiny ary nahay nizaka mazava tsara izy.

View File

@ -1 +1 @@
Noraran'i Jesosy mafy da mafy indreo mba tsy hizakazaka na ino na ino. Kanefa vao maiky nagnely gne lazan'i Jesosy ireo ndre da efa norara mafy aza. kaperatry tamin'izany gn'olo ka vaky zaka hoe: " Ainao sady efanao gne raha aby. Nampizaka gne moa ary da naniano mahare koa gne maregny.
\v 36 \v 37 Noraran'i Jesosy mafy da mafy indreo mba tsy hizakazaka na ino na ino. Kanefa vao maiky nagnely gne lazan'i Jesosy ireo ndre da efa norara mafy aza. kaperatry tamin'izany gn'olo ka vaky zaka hoe: " Ainao sady efanao gne raha aby. Nampizaka gne moa ary da naniano mahare koa gne maregny.