From cf518765d22f52e7545fec74d692e2c05767074f Mon Sep 17 00:00:00 2001 From: MAD133 <> Date: Thu, 23 Jan 2020 09:18:03 -0500 Subject: [PATCH] auto save --- 11/29.txt | 2 +- 11/31.txt | 2 +- 2 files changed, 2 insertions(+), 2 deletions(-) diff --git a/11/29.txt b/11/29.txt index 2e73f91..85841f2 100644 --- a/11/29.txt +++ b/11/29.txt @@ -1 +1 @@ -\v 29 Hoy i Jesosy tam'ndreo hoe: " ity koa gne fagnotania apetrako aminareo: Ambarao nareo anā fa ambarako anareo koa hoe fahefà avy aia gn'afahako magnano an'ireo aminareo. \v 30 Gne batisan'i Jaona, Avy an-dagnitry sa avy am'gn' olo? Valianareo aho". \ No newline at end of file +\v 29 Hoy i Jesosy tamindreo hoe: " ity koa gne fagnotania apetrako aminareo: Ambarao nareo anā fa ambarako anareo koa hoe fahefà avy aia gn'afahako magnano an'ireo aminareo. \v 30 Gne batisan'i Jaona, Avy an-dagnitry sa avy am'gn' olo? Valianareo aho". \ No newline at end of file diff --git a/11/31.txt b/11/31.txt index 04d782a..aa34fac 100644 --- a/11/31.txt +++ b/11/31.txt @@ -1 +1 @@ -\v 31 Nifandiniky niaraky ireo mpanoradalana sady nekàny ary da vaky zaka hoe: "Raha isika mamaly hoe avy an-dagnitry da hamaly atsika izy hoe nagnino anareo tsy nino sa?\v 32 Fa raha isika kosa mamaly hoe avy am'gn' olo,... Da natatry mafy gn'olo gne mpanoradalana satria fantany gne vahoaka fa i Jesosy da mpaminan'gne Zagnahary tokôtry. \v 33 Namaly an'i Jesosy farany ireo ka nizaka hoe "tsy hainay".Namaly andreo koa i Jesosy hoe: " tsy hamaly anareo koa aho hoe avy aiza gne fahefà nahavitako anireny" \ No newline at end of file +\v 31 Nifandiniky niaraky ireo mpanoradalana sady nekàny ary da vaky zaka hoe: "Raha isika mamaly hoe avy an-dagnitry da hamaly atsika izy hoe nagnino anareo tsy nino sa?\v 32 Fa raha isika kosa mamaly hoe avy am'gn'olo,... Da natatry mafy gn'olo gne mpanoradalana satria fantany gne vahoaka fa i Jesosy da mpaminan'gne Zagnahary tokôtry. \v 33 Namaly an'i Jesosy farany ireo ka nizaka hoe "tsy hainay".Namaly andreo koa i Jesosy hoe: " tsy hamaly anareo koa aho hoe avy aiza gne fahefà nahavitako anireny" \ No newline at end of file