auto save

This commit is contained in:
MAD132 2020-01-23 08:02:24 -05:00 committed by root
parent 4e3233a290
commit a01657e759
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Ary hitany fa sahira mafy indreo nivè gne sambokidy, satria nanohitry mafy andreo gne rivotry. Tokony tame gn'ora fembena fahefatry gn'aligny da nagnato amindreo Izy, nandeha tegny ambony ranomasy, ary te-handalo tamindreo Izy. Fa rehefa nahita anazy nandeha tegny ambony ranomasy indreo, da noheverindreo ho hangatry Izy ka nikoritsaky indreo, satria nahita Anazy indreo da nisy tahotry. Teo no eo da nizaka tamindreo
Ary hitany fa sahira mafy indreo nivè gne sambokidy, satria nanohitry mafy andreo gne rivotry. Tokony tame gn'ora fembena fahefatry gn'aligny da nagnato amindreo Izy, nandeha tegny ambony ranomasy, ary te-handalo tamindreo Izy. Fa rehefa nahita anazy nandeha tegny ambony ranomasy indreo, da noheverindreo ho hangatry Izy ka nikoritsaky indreo, satria nahita Anazy indreo da nisy tahotry. Teo no eo da nizaka tamindreo Izy