auto save

This commit is contained in:
MAD132 2020-01-23 08:02:24 -05:00 committed by root
parent 295ff14743
commit 80ed3c1712
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 1 Niala anio toera io izy da namonjy gne tanindraza, sady nagnaraky taminazy gne mpianatriny. \v 2 Raha avy gn'andro sabata, da nampianatry tame synagoga izy. maro e olo naré anazy sady gaga aby indreo. hoy indreo: ''Avy aiha nahazahoany anio fampianara io?'' avy aiha ity fahendrea hampianariny antsikaty? Ino aby ty fahagaga naniny tame tagnany ty?''\v 3 Tsy e mpandrafitry igny me ity, e zanak'i maria sady rahalahin'i jakoba miaraky amin'i jodasy sy simona? Tsy miaraky amintsika eto me anabavinio? ''Vignitry tamin' i jesosy indreo.
\v 1 Niala anio toera io izy da namonjy gne tanindraza, sady nagnaraky taminazy gne mpianatriny. \v 2 Raha avy gn'andro sabata, da nampianatry tamè synagoga izy. maro e olo naré anazy sady gaga aby indreo. hoy indreo: ''Avy aiha nahazahoany anio fampianara io?'' avy aiha ity fahendrea hampianariny antsikaty? Ino aby ty fahagaga naniny tame tagnany ty?''\v 3 Tsy e mpandrafitry igny me ity, e zanak'i maria sady rahalahin'i jakoba miaraky amin'i jodasy sy simona? Tsy miaraky amintsika eto me anabavinio? ''Vignitry tamin' i jesosy indreo.