auto save

This commit is contained in:
MAD136 2020-01-22 02:54:50 -05:00 committed by root
parent d549102d04
commit 589ab490dc
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 1 Hoy izy tamndreo hoe: " lazaiko aminareo marigny tokoa fa misy aminareo izay mitsanga etoa gne tsy agnandra izà fahafatesa zà alohan'ny gne ahitandreo gne fanjakan'Andriamanitra izay ho avy tamigne hery zakabe. \v 2 Enina andro taty afara, da netin'i Jesosy niaraky taminazy i Petera sy zakoba ary Jaona tegny ambonine vohitra avobe, indreo evao gne tagny. Avy teo da niova tarehy tagnatrehandreo teo Izy. \v 3 Gne fitafiny niova namitapiratry sady mazava fotsy be, fotsy mihoatry gne raha nampamotsy tambonine tany tetoa.
\v 1 Hoy izy tamndreo hoe: " lazaiko aminareo marigny tokoa fa misy aminareo izay mitsanga etoa gne tsy agnandra izà fahafatesa zà alohanè gne ahitandreo gne fanjakan'Andriamanitra izay ho avy tamigne hery zakabe. \v 2 Enina andro taty afara, da netin'i Jesosy niaraky taminazy i Petera sy zakoba ary Jaona tegny ambonine vohitra avobe, indreo evao gne tagny. Avy teo da niova tarehy tagnatrehandreo teo Izy. \v 3 Gne fitafiny niova namitapiratry sady mazava fotsy be, fotsy mihoatry gne raha nampamotsy tambonine tany tetoa.