auto save

This commit is contained in:
MAD136 2020-01-21 07:54:59 -05:00 committed by root
parent e04cc03fa4
commit 47ad4891eb
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 18 Ra hipitiky tamè sambokidy izy da nengavy gne lelah nidirane demony ba hiray aminazy. \v 19 Kanefa tsy neken'i Jesosy, ka nozakainy hoe " miveregna andragnonareo sy amè fianakavianao ary koragno amindreo gne namboarin'i Tompo sy gne namindrany fo taminao". \v 20 Da lasa nody izy ary nanomboky nagnambara gne hafatry nozakain'i Jesosy taminazy tagny Dekapolisy ary da nangakaky gne be sy ny maro.
\v 18 Ra hipitiky tamè sambokidy izy da nengavy gne lelah nidirane demony ba hiray aminazy. \v 19 Kanefa tsy neken'i Jesosy, ka nozakainy hoe " miveregna andragnonareo sy amè fianakavianao ary koragno amindreo gne namboarin'i Tompo sy gne namindrany fo taminao". \v 20 Da lasa nody izy ary nanomboky nagnambara gne raha zakabe nozakain'i Jesosy taminazy tagny Dekapolisy ary da nangakaky gne be sy ny maro.