auto save

This commit is contained in:
MAD132 2020-01-23 08:24:35 -05:00 committed by root
parent 621afc7f3b
commit 15d0068807
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Ary hitany fa sahira mafy indreo nivè gne sambokidy, satria nanohitry mafy andreo gne rivotry. Tokony tame gn'ora fembena fahefatry gn'aligny da nagnato amindreo Izy, nandeha tegny ambony ranomasy, ary te-handalo tamindreo Izy. Fa rehefa nahita anazy nandeha tegny ambony ranomasy indreo, da noheverindreo ho hangatry Izy ka nikoritsaky indreo, satria nahita Anazy indreo da nisy tahotry. Teo no eo da nizaka tamindreo Izy ka nizaka andreo hoe:''Matokia! Iaho
Ary hitany fa sahira mafy indreo nivè gne sambokidy, satria nanohitry mafy andreo gne rivotry. Tokony tame gn'ora fembena fahefatry gn'aligny da nagnato amindreo Izy, nandeha tegny ambony ranomasy, ary te-handalo tamindreo Izy. Fa rehefa nahita anazy nandeha tegny ambony ranomasy indreo, da noheverindreo ho hangatry Izy ka nikoritsaky indreo, satria nahita Anazy indreo da nisy tahotry. Teo no eo da nizaka tamindreo Izy ka nizaka andreo hoe:''Matokia! Iaho avao