1 line
286 B
Plaintext
1 line
286 B
Plaintext
\v 13 Izà gn'antony hiresahako amindreo amign'alalanè fagnohara; ndre da magnety indreo, da tsy mahita; ary ndre da miteno aza indreo, da tsy maharè, na mahazo.\v 14 Amindreo gne faminanian'Isaia no tanteraky, izay mizaka hoe: 'Rehefa miteno da ahare enareo, saingy tsy hahatakatry. |