\v 41 Gn'olon'i Ninive da hitsanga eo amigne fitsara miaraka amin'ity taraka ity ary hagnameloky izà. Fa nibebaky indreo tamigne toritenin'i Jaonah, ary igny, misy olo zakabe noho Jaonah etoa.