tkg_mat_text_reg/12/15.txt

1 line
271 B
Plaintext

\v 15 Rehefa nahafantatry an'izà Jesosy, da niala teo Izy. Olo maro gne nagnarak'Enazy, ary notsaboiny indreo aby. \v 16 Da nandidy andreo Izy mba tsy hampafantatry Anazy amigne hafa, \v 17 mba hahatanteraky, izay efa nambara tamign'alalan'Isaia mpaminany, magnano hoe: