tkg_mat_text_reg/27/51.txt

1 line
370 B
Plaintext

\v 51 Ary gne efitry lamba tao ame tempoly da triatry nizara roy hatragny ambony ka hatramè ambany; da nisy horohoro tany, ka nitresaky gne pelapelam-bato. \v 52 Ary nipôky gne kobory, ka maro gne fatin'olo masina izay efa nody mandry gne nitsanga. \v 53 Ka nijoso tamè kobory indreo tafaranè nitsanganan'i Jesosy; da nandeha tamè tanà masina ka naboda tamè maro.