tkg_mat_text_reg/27/35.txt

1 line
299 B
Plaintext

\v 35 Rehefa nofantsiandreo tamè hazo fijalia Izy, da nanindreo loka gne fizarà gne fitafiany, \v 36 ka nidoboky indreo ary nijanogny niamby Anazy. \v 37 Teo ambonin'gne lohany gne nametrandreo soratry mizàka gne nagnamelohana Anazy, izay magnambara hoe: " Ity gne Jesosy, mpanjakan'ireo Jiosy."