tkg_mat_text_reg/27/06.txt

1 line
340 B
Plaintext

\v 6 Ary gne lohan'gne mpisorona nangala gne vola sady nizàka hoe: " Tsy mety raha alatsaky amè rakitre tempoly io , fa vidin-drà. \v 7 Ary raha mbola nindray nidiniky indreo, da navidiny gne Sahane mpanefy vilagny gne vola ho fandevegnam-bahiny. \v 8 Ka izà gn'agnamboara gne agnaran'izà saha izà mandrak'androany hoe: " Sahan-drà".