|
\v 71 Rehefa nijoso gne vavahady izy, da nisy mpagnompo viavy hafa nahita anazy ary nizàka tamindreo izay teo hoe: " Ity lehilahy ity evakoa da niaraky tamin'i Jesosy avy any Nazareta." \v 72 Mbola nandà indraiky izy niaraky tamè tangè hoe: " Tsy fantatro izà lehilahy izà!" |