tkg_mat_text_reg/26/69.txt

1 line
248 B
Plaintext

\v 69 Ary Petera nidoboky ivelan'gne kianja, ary nisy mpagnompo viavy tonga nagnato anazy nizàka hoe: " Anao evakoa da niaraky tamin'i Jesosin'gne Galilia." \v 70 Fa nandà izà teo anatrehandreo izy, magnano hoe: " Tsy fantatro izay resahanareo."