tkg_mat_text_reg/26/55.txt

1 line
382 B
Plaintext

\v 55 Tamin'izà andro izà Jesosy nizàka tamè vahoaky hoe: " Avy miaraky amè sabatry sy langilangy hisambotry Anahy mitovy amè Jiolahy koa anareo? Isan'andro da nidoboky nampianatry teo amè tempoly Iao, fa tsy nosamborinareo.\v 56 Fa izà rehetra izà da nitranga mba hahatanteraky izay voasoratr'ireo mpaminany." Avy teo da nandao Anazy ireo mpianatry rehetra ka nandositry.