tkg_mat_text_reg/26/33.txt

1 line
408 B
Plaintext

\v 33 Fa Petera nagnano taminy hoe: " Na da handao nohon'gne aminao aza gne rehetra, iao tsy mba handao mihitsy." \v 34 Hoy Jesosy taminy hoe: " Zakaiko marina aminao, fa androany ariva raha mbola tsy magneno akoho, da handà Anah in-telo anao." \v 35 Petera nizàka taminy hoe: " Na da tsy maintsy ho faty miaraky aminao aza iao, da tsy handà anao." Mitovy amin'izà agnaby koa gne nambaran'gne mpianatry.