1 line
333 B
Plaintext
1 line
333 B
Plaintext
\v 14 Avy teo gne raiky tamindreo roa ambin'ny folo, izay nangia hoe Jodasy Iskariota, negnagny amè lehiben'gne mpisorona \v 15 ary nagnano hoe: " Omenareo hôtrino iao hanolorako Anazy aminareo?" Nandanja volafotsy madiniky telopolo indreo ho anazy. \v 16 Tamin'izà fotoa izà da nitadia fahafaha izy mba hanolora Anazy amindreo. |