\v 10 Fa Jesosy, nahafantatry izà, nizàka andreo hoe: " Naoa anareo gne manahiran-tsaina an-dravehivavy? Fa zavatry tsara gne naniny tamiko. \v 11 Eo aminareo mandrakariva gne mahantra, fa Iao da tsy ho eo aminareo mandrakariva.