tkg_mat_text_reg/25/19.txt

1 line
491 B
Plaintext

\v 19 Ary taorian'gne fotoa ela da nipody gne tompon'ireo mpagnompo ireo ary nandamin-draharaha tamindreo. \v 20 Niditry ilay mpagnompo izay naharay talenta dimy gne sady ninday talenta dimy hafa. Hoy izy hoe: " Tompoko, nomenao talenta dimy iao. Nefa, nagnatombo talenta dimy hafa iao." \v 21 Hoy gne tompony taminy hoe: " Tsara izà, ry mpagnompo tsara sady mahatoky! Nahatoky tamè zavatry vitsivitsy anao. Iao hampihandraikitry anao amè zavatry maro. Midira amè fifalian'gne tomponao."