tkg_mat_text_reg/25/17.txt

1 line
211 B
Plaintext

\v 17 Mitovy amin'izà koa gne raiky naharay talenta roy nahazo roy hafa. \v 18 Fa ilay mpagnompo raiky izay naharay talenta raiky kosa, nandeha ka nangady lavaky tamè tany, ary nandevina gne volan'gne tompony.