tkg_mat_text_reg/12/11.txt

1 line
320 B
Plaintext

\v 11 Hoy Jesosy tamindreo hoe: ''Olo ia eo aminareo, ia, raha ondry raiky evao gnanagnany, ka raha latsaky agnaty lavaky laly ilay ondry amigne Sabata, hanambotry anazy ary hampiakatry enazy? \v 12 Tsy mana-danja lavitry me gn'olo toy izay gn'ndry! Ka noho izà da ara-dalàgna gne magnano tsara amign'andro Sabata.''