1 line
300 B
Plaintext
1 line
300 B
Plaintext
\v 3 Io ary, niseho tamindreo Mosesy sy Elia nikora tamin' i Jesosy. \v 4 Da nizàka Petera ka nagnano tamin'i Jesosy hoe : ''Zagnahariko, tsara raha midoboky etoa isika. Raha sitrakao, da hagnano fialofa telo ho antsika etoa iao - gne raiky anao, gne raiky an'i Mosesy, ary gne raiky ho an'i Elia.'' |