1 line
431 B
Plaintext
1 line
431 B
Plaintext
\v 8 Ary rehefa ariva gn'andro, da hoy gne tompon'gne tanim-boaloboky tamè mpitandrina gne raharahany: " Angio gne mpiasa, ka aloavy gne karamany, atomboy amè tafara ka megnagny amè voalohany. \v 9 Ary rehefa avy indreo nokaramà tamè ora fahiraika ambin'ny folo, da nahazo denaria misesy agnaby indreo. \v 10 Fa rehefa tonga indreo voalohany, da nagnategna hahazo mihôtry indreo, kaiky samy denaria misesy evakoa no azondreo. |