tkg_mat_text_reg/27/48.txt

1 line
363 B
Plaintext

\v 48 Ary niaraky tam'izà gne raiky taminazy teo da nihazakazaky nangala sipaonjy ary raha natsombokony tamè vinaingitra izà da notohizany tamè volotara, da nomeny hotsetsefin'i Jesosy. \v 49 Fa gne sasany koa nizàka hoe: " Apetray Izy. Hitantsika eo raha ho avy hamonjy Anazy Elia." \v 50 Da nihiaky tamè feo mafy indray Jesosy ary nagnolotry gne fagnàny.