\v 25 Ireo olo agnaby nizàka hoe: " Ho aminay sy gne zanakay anie gne ràny." \v 26 Da nalefany ho andreo Barabasy, fa nifiky karavasy an'i Jesosy izy ary nagnolotry Anazy ho fantsihy.